Stepan Topal
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Stepan Mikhailovich Topal dia mpanao pôlitika gagaoza teraka tamin' ny 18 Janoary 1938 ary maty tamin' ny 29 Septambra 2018. Izy no filohan' ny Repoblikan' i Gagaozia teo anelanelan' ny taona 1991 sy 1995, raha mboka niadian-kevitra fahaleovantenan' ilay faritra.
Stepan Topal | ||
Ankapobeny | ||
Anarana | Stepan Topal | |
Teraka | 18 Janoary 1938 | |
Fiaviana sy ny andraikitra | ||
Asa : |
| |
Fiainana manokana | ||