Fahaterahan' i Jesoa
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fahaterahan' i Jesoa na fahaterahan' i Jesosy dia ny fahaterahan' i Jesoa (na Jesosy) zanak' i Maria tao Betlehema teo anelanelan' ny taona 9 sy 3 tal. J.K. sady inoan' ny Kristiana fa fahaterahan' ny Mpamonjy na Mesia ary ankalazain' ny ankamaroany amin' ny Noely na Krismasy. Tsy ny 1 Janoary na ny 25 Desambra anefa no andro nahaterahan' i Jesoa.