Fiteny neerlandey
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny neerlandey dia fiteny any Nederlandy. Izy io dia manana sata ôfisialy ao Nederlandy, Sorinama ary ao amin' ny tapany avaratr' i Beljika (Flandre). Eo amin' ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey eran' izao tontolo izao. Amin' ny fiteny neerlandey dia atao hoe Nederlands, tononina hoe /ˈnedəɾlɑnts/ io fiteny io. Indraindray dia atao hoe fiteny hôlandey na fiteny flamanda ny fiteny neerlandey.
Fiteny neerlandey Nederlands | |
Isan'ny mpiteny | 22 tapitrisa |
Faritany | {{{faritany}}} |
Sata | Ofisialy: Vondrona Eoropeana, Nederlandy , Sorinama Belzika |
Anisan' ny fiteny jermanika ny fiteny neelandey. Fiteny nisampana avy amin' ny fiteny neerlandey tamin' ny taonjato faha-17 ny fiteny afrikansa ao Afrika Atsimo sy ao Namibia, noho izany dia mifankahazo fiteny an-tsoratra ny mpiteny neerlandey sy ny mpiteny afrikansa.