IPad
andalana solosaina tablette novolavolain'i Apple / From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny iPad dia tablety elektrônika namboarin'ny orinasa Apple. Ny fampiasana ilay tablety dia ho an'ireo aino aman-jery toy ny boky, ny horonantsary, ny gazetiboky, ny mozika ary ny lalao. Azo ampiasaina ho an'ny fitetezana ny aterineto ary amin'ny imailaka ihany koa ilay tablety