Latabatra maro bokitra
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Latabatra maro bokitra na ny Vata mampifangaro (amin'ny teny Frantsay : Table de mixage), dia fitaovana entina hitehirizana sy hamokarana ny feo na zava-maneno, fampifangaroina ny feo maro samihafa koa izy io, misy karazany roa ny Latabatra maro bokitra dia ny analojika sy nomerika, izany hoe afaka manao feon-javatra analojika sy nomerika izy.