Sinôgrama notsorina
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny sinôgrama notsorina na soratra sinoa notsorina dia anisan'ny fomba fanoratana ny fiteny sinoa. Izy ireo dia ampiasaina ao amin'ny Repoblika entim-bahoakan'i Sina sy any Singapaoro. Izy ireo dia samihafa amin'ny sinograma nentindrazana ampiasaina any Hong Kong, Macao, Taiwan ary any Japana (hijery ny lahatsoratra kanji ho an'ny fampiasana ny sinôgrama amin'ny fiteny japoney).
Ny sinograma notsorina dia tenenina hoe 简化字 (簡化字) ou 简体字 (簡體字) ; hanyu pinyin : jiǎnhuàzì na jiǎntǐzì.